<-
->

Jer / Jr 51:9 We would have healed Babylon, but she is not healed: forsake her, and let us go every one into his own country: for her judgment reacheth unto heaven, and is lifted up even to the skies. Nitady hanasitrana an' i Babylona izahay, nefa tsy nety sitrana izy; Afoizo izy, ka andeha isika samy handeha ho any amin' ny tanintsika avy; Fa mahatakatra ny lanitra ny helony ary mitehika amin' ny rahona. Efa nitady hanasitrana an' i Babela isika, nefa tsy sitrana izy; ka avelao izy, fa andao isika ho any amin' ny tanintsika avy. Satria mahatakatra ny lanitra ny fitsarana azy, sy tafapaka hatrany amin' ny rahona. "Nous voulions guérir Babylone, elle n' a pas guéri; Laissez-la! Allons-nous en, chacun dans son pays" Oui, le jugement qui la frappe atteint jusqu' au ciel, il s'élève jusqu' aux nues.