<-
->

Jer / Jr 52:1 Zedekiah was one and twenty years old when he began to reign, and he reigned eleven years in Jerusalem. And his mother' s name was Hamutal the daughter of Jeremiah of Libnah. Iraika amby roa-polo taona Zedekia, fony izy vao nanjaka, ary iraika ambin' ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema; ary ny anaran-dreniny dia Hamotala, zanakavavin' i Jeremia avy any Libna. Iraika amby roapolo taona Sedesiasa, fony izy tonga mpanjaka; ary iraika ambinin' ny folo taona izy, no nanjaka tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Amitala, zanakavavin' i Jeremia, avy ao Lobna. Sédécias avait 21 ans à son avènement et il régna onze ans à Jérusalem. Sa mère s' appelait Hamital, fille de Yirmeyahu, et était de Libna.