<-
->

Jer / Jr 52:11 Then he put out the eyes of Zedekiah; and the king of Babylon bound him in chains, and carried him to Babylon, and put him in prison till the day of his death. Ary nopotsiriny ny mason' i Zedekia, dia nafatotry ny mpanjakan' i Babylona tamin' ny gadra varahina izy ka nentiny nankany Babylona ary nataony tao an-trano-maizina mandra-pahafatiny. Rahefa izany nopotsiriny ny mason' i Sedesiasa, ka nafatony tamin' ny rojo varahana roa izy, ary nentin' ny mpanjakan' i Babilona nankany Babilona izy, sy notanany an-tranomaizina mandra-pahafatiny. Puis il creva les yeux de Sédécias et le lia avec des chaînes de bronze. Alors, le roi de Babylone l' emmena à Babylone où il l' emprisonna jusqu' au jour de sa mort.