<-
->

Jer / Jr 52:12 Now in the fifth month, in the tenth day of the month, which was the nineteenth year of Nebuchadrezzar king of Babylon, came Nebuzaradan, captain of the guard, which served the king of Babylon, into Jerusalem, Ary tamin' ny andro fahafolo tamin' ny volana fahadimy tamin' ny taona fahasivy ambin' ny folo nanjakan' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, dia tonga tany Jerosalema Nebozaradana, lehiben' ny mpiambina, mpanompon' ny mpanjakan' i Babylona, Tamin' ny volana fahadimy, andro fahafolon' ny volana, dia izay taona fahasivy ambin' ny folo nanjakan' i Nabokodonozora, no tonga tany Jerosalema Nabozardana, kapitenin' ny mpiambina, izay mpandraharahan' ny mpanjakan' i Babilona; Au cinquième mois, le dix du mois c'était en la dix-neuvième année du règne de Nabuchodonosor, roi de Babylone Nebuzaradân, commandant de la garde, un de l' entourage immédiat du roi de Babylone, fit son entrée à Jérusalem.