<-
->

Jer / Jr 52:13 And burned the house of the Lord, and the king' s house; and all the houses of Jerusalem, and all the houses of the great men, burned he with fire: ka nandoro ny tranon' i Jehovah sy ny tranon' ny mpanjaka mbamin' ny trano rehetra tany Jerosalema: ny trano lehibe rehetra dia nodorany tamin' ny afo avokoa. ka nandoro ny tranon' ny Tompo, mbamin' ny tranon' ny mpanjaka sy ny trano rehetra tao Jerosalema; nodorany tamin' ny afo avokoa ny trano lehibe rehetra. Il incendia le Temple de Yahvé, le palais royal et toutes les maisons de Jérusalem.