<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 52:17 | Also the pillars of brass that were in the house of the |
Ary ireo andry varahina teo amin' ny tranon' i Jehovah sy ny fitoeran-tavin-drano sy ny tavin-drano varahina lehibe, izay teo amin' ny tranon' i Jehovah, dia novakivakin' ny Kaldeana, ka nentiny ho any Babylona ny varahina rehetra. | Novakivavin' ny Kaldeana ny andry varahana amin' ny tranon' ny Tompo, mabamin' ny ranomasina varahana sy ny fanambaniny izay tao an-tranon' ny Tompo, dia nentiny nankany Babilona ny varahana tamin' ireo. | Les |