<-
->

Jer / Jr 52:20 The two pillars, one sea, and twelve brasen bulls that were under the bases, which king Solomon had made in the house of the Lord: the brass of all these vessels was without weight. ary ny andry roa sy ny tavin-drano lehibe iray atý ny omby varahina roa ambin' ny folo, Izay teo ambanin' ny fitoeran-tavin-drano, izay nataon' i Solomona mpanjaka ho an' ny tranon' i Jehovah; ny varahina tamin' izany fanaka rehetra izany dia tsy hita lanja. Ny amin' ny andry roa, ny ranomasina, mbamin' ireo omby varahana roa ambin' ny folo nitaingenany sy ny fanambaniny, izay nampanaovin' i Salomona mpanjaka, tao an-tranon' ny Tompo, dia tsy nisy tokony handanjana ny varahana tamin' ireo fanaka rehetra ireo. Quant aux deux colonnes, à la Mer unique, aux douze boeufs de bronze qui étaient sous la Mer et aux bases roulantes, que le roi Salomon avait fabriqués pour le Temple de Yahvé, on ne pouvait évaluer ce que pesait le bronze de tous ces objets.