<-
->

Jer / Jr 52:27 And the king of Babylon smote them, and put them to death in Riblah in the land of Hamath. Thus Judah was carried away captive out of his own land. Dia novonoin' ny mpanjakan' i Babylona tao Ribla any amin' ny tany Hamata ireo. Toy izany no nitondrana ny Joda ho babo niala tamin' ny taniny. Novonoin' ny mpanjakan' i Babilona ireo, sy nataony maty tao Rebla, amin' ny tanin' ny Emata. Toy izany no nitondrana an' i Jodà ho babo, lavitry ny taniny. et le roi de Babylone les fit mettre à mort à Ribla, au pays de Hamat. Ainsi Juda fut-il déporté loin de sa terre.