<-
->

Jer / Jr 52:32 And spake kindly unto him, and set his throne above the throne of the kings that were with him in Babylon, Dia nitenenany soa izy, ka ny seza fiandrianany dia nataony ambony noho ny seza fiandrianan' ireo mpanjaka namany tao Babylona. Nanaovany teny be halemem-panahy; nasandrany ho ambony noho ny seza fipetrahan' ireo mpanjaka niaraka taminy tao Babilona; Il lui parla avec bonté et lui accorda un siège supérieur à ceux des autres rois qui étaient avec lui à Babylone.