<-
->

Jer / Jr 52:34 And for his diet, there was a continual diet given him of the king of Babylon, every day a portion until the day of his death, all the days of his life. Ary ny hanina nohaniny dia hanina homena avy amin' ny mpanjakan' i Babylona, araka ny tokony ho anjarany isan' andro isan' andro tamin' ny andro rehetra niainany mandra-pahafatiny. Ny amin' ny fivelomany, ny fivelomany hatrany hatrany dia ny mpanjakan' i Babilona no niantoka azy isan' andro, mandra-pahafatiny, tamin' ny andro rehetra niainany. Son entretien fut assuré constamment par le roi de Babylone, jour après jour, jusqu' au jour de sa mort, sa vie durant.