<-
->

Jer / Jr 52:8 But the army of the Chaldeans pursued after the king, and overtook Zedekiah in the plains of Jericho; and all his army was scattered from him. Ary ny miaramilan' ny Kaldeana nanenjika ny mpanjaka ka nahatratra an' i Zedekia teny amin' ny tani-hay any Jeriko; dia nipariaka nandao azy ny miaramilany rehetra. Nenjehin' ny miaramila Kaldeana anefa ny mpanjaka; ka trany teo amin' ny tany lemak' i Jerikao Sedesiasa; dia niparitaka lavitra azy ny miaramilany rehetra. Mais les troupes chaldéennes poursuivirent le roi et atteignirent Sédécias dans les plaines de Jéricho, où tous ses soldats, l' abandonnant, se débandèrent.