<-
->

Jer / Jr 52:9 Then they took the king, and carried him up unto the king of Babylon to Riblah in the land of Hamath; where he gave judgment upon him. Ary voasambotra ny mpanjaka ka nentiny niakatra ho any amin' ny mpanjakan' i Babylona tao Ribla any amin' ny tany Hamata, ka dia notsaraina tao izy. Nosamboriny ny mpanjaka, dia nentina niakatra any amin' ny mpanjakan' i Babilona, tao Rebla, amin' ny tanin' i Hemata, dia namoaka teny fitsarana momba azy izy. On fit prisonnier le roi qu' on emmena à Ribla, au pays de Hamat, auprès du roi de Babylone qui le fit passer en jugement.