<-
->

Jer / Jr 7:15 And I will cast you out of my sight, as I have cast out all your brethren, even the whole seed of Ephraim. Ary hesoriko hiala eto anatrehako ianareo toy ny nanesorako ny rahalahinareo rehetra, dia ny taranak' i Efraima rehetra. Ary ka hoesoriko eo anatrehako hianareo, toy ny nanesorako ny rahalahinareo rehetra, dia ny taranak' i Efraima rehetra. Je vous rejetterai de devant moi comme j' ai rejeté tous vos frères, toute la race d' Ephraïm.