<-
->

Jer / Jr 7:22 For I spake not unto your fathers, nor commanded them in the day that I brought them out of the land of Egypt, concerning burnt offerings or sacrifices: Fa tsy ny amin' ny fanatitra dorana sy ny fanatitra hafa no nitenenako tamin' ny razanareo na nandidiako azy tamin' ny andro nitondrako azy nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta; fa tsy misy nolazaiko tamin' ny razanareo, na nandidiako azy ireo, tamin' ny andro nitondrako azy nivoaka avy any amin' ny tany Ejipta ny amin' ny sorona dorana sy ny sorona. Car je n' ai rien dit ni prescrit à vos pères, quand je les fis sortir du pays d' Egypte, concernant l' holocauste et le sacrifice.