<-
->

Jer / Jr 7:29 Cut off thine hair, O Jerusalem, and cast it away, and take up a lamentation on high places; for the Lord hath rejected and forsaken the generation of his wrath. Hetezo ny volonao, ry Jerosalema, ka ario, ary manaova hira fahalahelovana any an-tendrombohitra mangadihady, satria lavin' i Jehovah sy afoiny ny taranaka mahatezitra Azy. Harato ny volonao, dia ario; ka miventesa hira fisaonana eny amin' ny havoana, satria nakifik' Iaveh sy nolaviny, ny taranaka mahatezitra azy. Coupe tes longs cheveux, jette-les. Entonne sur les monts chauves une complainte. Car Yahvé a dédaigné et repoussé la génération qui le met en fureur!