<-
->

Jer / Jr 8:5 Why then is this people of Jerusalem slidden back by a perpetual backsliding? they hold fast deceit, they refuse to return. Nahoana ity firenena eto Jerosalema ity no miodina amin' ny fiodinana tsy mety mitsahatra? Mikikitra mafy amin' ny fitaka izy ka tsy mety miverina. Ka nahoana ary ity vahoaka eto Jerosalema no efa diso làlana, ka no dia mbola mizotra amin' ny hadisoana ihany? Fa mifikitra mafy amin' ny fitaka izy ireo, ka tsy mety miverina akory. Pourquoi ce peuple-là est-il rebelle, pourquoi Jérusalem est-elle continuellement rebelle? Ils tiennent fermement à la tromperie, ils refusent de se convertir.