<- -> |
[King James Bible] Lamentations |
[Baiboly 1865] Fitomaniana |
[Baiboly Katolika] Fitomaniana |
[Bible de Jérusalem] Les Lamentations |
||||||
<-
-> |
|
|||||||||
Fit 1:3 | Lasan-ko babo ny Joda noho ny fahoriana sy ny haben' ny fanompoana; Mipetraka ao amin' ny jentilisa izy, nefa tsy mahita fitsaharana; Izay rehetra nanenjika azy dia nahatratra azy teo an-ketena. | GHIMEL Jodà dia lasan-ko babo, fadiranovana, voaheloka hiasa mafy; mitoetra any amin' ny firenena, tsy mahita fitsaharana; tratran' ireo mpanenjika azy, teo an-kadilanana tery. |