<-
->

Fit 4:12 The kings of the earth, and all the inhabitants of the world, would not have believed that the adversary and the enemy should have entered into the gates of Jerusalem. Ny mpanjakan' ny tany sy ny mponina rehetra amin' izao tontolo izao dia tsy nanampo fa ny rafilahy sy ny fahavalo no ho tafiditra ao amin' ny vavahadin' i Jerosalema. LAMED Tsy mba nino ireo mpanjakan' ny tany, na ny mponina rehetra tamin' izao tontolo izao, fa ny mpandrafy, ny fahavalo dia ho tafiditra ny vavahadin' i Jerosalema. Ils ne croyaient pas, les rois de la terre et tous les habitants du monde, que l' oppresseur et l' ennemi franchiraient les portes de Jérusalem.