<-
->

Bar 1:11 Mivavaha ho an' ny ain' i Nabokodonozora, mpanjakan' i Babilona, ary mba ho an' ny ain' i Baltasara zanany mba ho toy ny andro any an-danitra ny androny eto an-tany; Priez pour la vie de Nabuchodonosor, roi de Babylone, et pour la vie de Balthazar son fils, que leurs jours soient sur terre comme les jours du ciel;