<- -> |
[King James Bible] |
[Baiboly 1865] |
[Baiboly Katolika] Baroka |
[Bible de Jérusalem] Livre de Baruch |
|||||||
<-
-> |
|
||||||||||
Bar 1:12 | ary homen' ny Tompo hery isika; hampamirapiratany amin' ny masontsika ny mazava; hiaina eo ambanin' ny alokalok' i Nabokodonozora mpanjakan' i Babilona isika, sy eo ambanin' ny alokalok' i Baltasara zanany; ho lava andro hanompoana azy isika, sy hahita fitia eo imasony. | que le Seigneur nous donne force et illumine nos yeux, pour que nous vivions à l' ombre de |