<-
->

Bar 1:19 Hatramin' ny andro nitondran' ny Tompo ny razantsika hiala tany amin' ny tany Ejipta ka mandrak' ankehitriny, dia tsy nety hoentin' ny Tompo Andriamanitsika isika, sady nivily isika noho ny hadalantsika, mba tsy hihaino ny feony. Dès le jour où le Seigneur tira nos pères du pays d' Egypte jusqu' aujourd' hui, nous avons été indociles au Seigneur notre Dieu et nous nous sommes rebellés en n'écoutant pas sa voix.