<-
->

Bar 1:4 tamin' ny sofin' ireo lehibe sy ireo zanak' andriana, ary tamin' ny sofin' ny loholona sy tamin' ny sofin' ny vahoaka rehetra hatramin' ny kely indrindra, ka hatramin' ny lehibe indrindra, dia izay rehetra nitoetra tany Babilona akaikin' ny ony Sodì. devant les dignitaires et les fils de roi, devant les anciens, bref devant le peuple entier, petits et grands, devant tous ceux qui habitaient à Babylone, aux bords de la rivière Soud.