<-
->

Eze / Ez 16:3 And say, Thus saith the Lord GOD unto Jerusalem; Thy birth and thy nativity is of the land of Canaan; thy father was an Amorite, and thy mother an Hittite. ka ataovy hoe: Izao no lazain' i Jehovah Tompo amin' i Jerosalema: Ny tany Kanana no nahaterahanao sy nahabe anao; Amorita no rainao, ary Hetita no reninao. Izao no lazain' ny Tompo Iaveh amin' i Jerosalema: Ny tanin' ny Kananeana no nihavianao sy nahaterahanao; Amoreana ny rainao, ary Heteana ny reninao. Tu diras : Ainsi parle le Seigneur Yahvé à Jérusalem. Par ton origine et par ta naissance, tu es du pays de Canaan. Ton père était amorite et ta mère hittite.