<-
->

Eze / Ez 16:45 Thou art thy mother' s daughter, that lotheth her husband and her children; and thou art the sister of thy sisters, which lothed their husbands and their children: your mother was an Hittite, and your father an Amorite. Hianao dia zanakavavin-dreninao, izay mahafoy ny vadiny aman-janany; ary ianao dia rahavavin' ireo rahavavinao, izay nahafoy ny vadiny aman-janany; Hetita no reninareo, ary Amorita no rainareo. Tena zanakavavin' ny reny nanary vady aman-janaka hianao; sady rahavavin' ny rahavavinao nanary vady aman-janaka koa; Heteana ny reninareo, ary Amoreana ny rainareo. Tu es bien la fille de ta mère qui détestait son mari et ses enfants; tu es bien la soeur de tes soeurs qui ont détesté leur mari et leurs enfants. Votre mère était hittite et votre père amorite.