<-
->

Eze / Ez 16:49 Behold, this was the iniquity of thy sister Sodom, pride, fulness of bread, and abundance of idleness was in her and in her daughters, neither did she strengthen the hand of the poor and needy. Indro, izao no helok' i Sodoma rahavavinao: Avonavona sy fahabetsahan-kanina ary fahatokiam-poana no tao aminy sy tao amin' ny zananivavy, ary tsy mba nitantana ny malahelo sy ny mahantra izy. Fa izao no helok' i Sodoma rahavavinao: avonavona, fananam-be ary fianinana tsy miraikan' izy sy ny zanany vavy, sady tsy mba nitantana ny ory sy ny mahantra izy. Voici quelle fut la faute de Sodome ta soeur : orgueil, voracité, insouciance tranquille, telles furent ses fautes et celles de ses filles; elles n' ont pas secouru le pauvre et le malheureux,