<-
->

Eze / Ez 16:51 Neither hath Samaria committed half of thy sins; but thou hast multiplied thine abominations more than they, and hast justified thy sisters in all thine abominations which thou hast done. Ary tsy ampy antsasaky ny fahotanao ny nataon' i Samaria; fa ianao efa nampitombo ny fahavetavetanao mihoatra noho izy, ary nampiseho ny rahavavinao ho toa marina indray tamin' ny fahavetave-tanao rehetra izay nataonao. Samaria koa, tsy nahavita antsasaky ny fahotanao akory, fa nampitombo ny fahotanao mihoatra ny azy hianao; ka nanamarina ny rahavavinao hianao, tamin' ny fahavetavetanao rehetra. Quant à Samarie, elle n' a pas commis la moitié de tes péchés. Tu as multiplié bien plus qu' elle tes abominations. En commettant autant d' abominations, tu as justifié tes soeurs.