<-
->

Eze / Ez 16:57 Before thy wickedness was discovered, as at the time of thy reproach of the daughters of Syria, and all that are round about her, the daughters of the Philistines, which despise thee round about. fony tsy mbola niseho ny faharatsianao, toy ny tamin' ny andro nandatsan' ny zanakavavin' i Syria sy izay rehetra manodidina azy ary ny zanakavavin' ny Filistina, izay namingavinga anao manodidina. fony mbola tsy naharihary ny haratsianao; toy ny fony hianao nolatsain' ny zanakavavin' i Siria mbamin' ny manodidina rehetra, sy novingavingain' ny zanakavavin' ny Filistina nanodidina anao. avant que ne fût découverte ta nudité ? Comme elle, tu es maintenant l' objet de la raillerie des filles d'Édom et de toutes celles d' alentour, des filles des Philistins, qui t' accablent de leur mépris, tout autour de toi.