<-
->

Eze / Ez 17:12 Say now to the rebellious house, Know ye not what these things mean? tell them, Behold, the king of Babylon is come to Jerusalem, and hath taken the king thereof, and the princes thereof, and led them with him to Babylon; Lazao amin' ny taranaka maditra hoe: Tsy fantatrareo va ny hevitr' ireto zavatra ireto? Lazao aminy hoe: Indro, efa tonga tany Jerosalema ny mpanjakan' i Babylona ka naka ny mpanjaka sy ny mpanapaka tao, dia nitondra azy ho any aminy any Babylona. Tsy fantatreo va ny hevitr' izany? Lazao hoe: Indro, tonga tany Jerosalema ny mpanjakan' i Babilona, ka naka ny mpanjakany amam-panapaka tao, dia nitondra azy ho any aminy any Babilona. Parle à l' engeance de rebelles. Ne savez-vous pas ce que cela signifie ? Dis : Voici que le roi de Babylone est venu à Jérusalem : il en a enlevé le roi et les princes et les a emmenés chez lui, à Babylone.