<-
->

Eze / Ez 17:15 But he rebelled against him in sending his ambassadors into Egypt, that they might give him horses and much people. Shall he prosper? shall he escape that doeth such things? or shall he break the covenant, and be delivered? Fa niodina taminy izy ka naniraka olona hankany Egypta, mba hanome soavaly sy olona maro azy ireo. Moa hambinina va izy? Ho afa-mandositra va izay manao toy izany? Nivadika ny fanekena izy, ka ho afa-mandositra va? Niodina tamin' io anefa izy, fa nandefa iraka tany Ejipta mba hanome soavaly sy olona maro azy. Ka hahomby va izy? Ho afa-mandositra va, izay nanao izany? Nivadi-panekena izy, ka ho afa-mandositra ve! Mais ce prince s' est révolté contre lui, en envoyant des messagers en Égypte pour se faire donner des chevaux et des gens en grand nombre. Réussira-t-il ? S' en tirera-t-il, celui a fait cela ? Il a rompu l' alliance et il s' en tirerait ?