<-
->

Eze / Ez 17:16 As I live, saith the Lord GOD, surely in the place where the king dwelleth that made him king, whose oath he despised, and whose covenant he brake, even with him in the midst of Babylon he shall die. Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, dia any amin' ny tanin' ilay mpanjaka nampanjaka azy sady nampianiana azy nefa nohamavoiny ny fianianana, ary nivadihany ny fanekeny eny, any amin' io, any Babylona, no hahafatesany. Velona aho, - teny marin' ny Tompo Iaveh: dia any amin' ny tanànan' ilay mpanjaka nampanjaka azy nanamavoany ny fihavanany, nivadihany fanekena, any amin' io any Babilona no hahafatesany. Par ma vie, oracle du Seigneur Yahvé, je le jure : c' est dans le pays du roi qui l' a fait régner, lui dont il a méprisé le serment et rompu l' alliance, c' est en plein milieu de Babylone qu' il mourra.