<- -> |
[King James Bible] Book of Ezekiel |
[Baiboly 1865] Ezekiela |
[Baiboly Katolika] Ezekiela |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Ezéchiel |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eze / Ez 21:24 | Therefore thus saith the |
Hianao, ry zanak' olona, manaova lalana roa ho anao hihavian' ny sabatry ny mpanjakan' i Babylona; avy amin' ny tany iray no hihavian' izy roa; ka manaova sarin' ny famantaran-dalana, eo an-tsampanan-dalana mankany amin' ny tanàna no anaovinao azy. | Manorita hianao, làlan-droa halehan' ny sabatry ny mpanjakan' i Babilona, ry zanak' olona; ataovy avy amin' ny tany iray ihany izy roa ireo; ary manoritra famantarana, ka eo an-dohan' ny làlan' ny tanàna anankiray no sorito izany. | Et toi, fils d' homme, trace deux chemins pour que vienne l'épée du roi de |