<-
->

Eze / Ez 23:21 Thus thou calledst to remembrance the lewdness of thy youth, in bruising thy teats by the Egyptians for the paps of thy youth. Nitady ny fijangajangan' ny fahatanoranao ianao, dia ilay nitsapatsapan' ny Egyptiana ny nononao, satria nonon' ny fahavirijinanao ireo. Niverina tamin' ny heloky ny fahatanoranao hianao; dia ny fony nanindrian' ny Ejipsiana ny nononao, noho ny tratran' ny fahavirijinianao. Tu recherchais l' inconduite de ta jeunesse, du temps où, en Égypte, on caressait ton sein en portant la main sur ta poitrine juvénile.