<-
->

Eze / Ez 23:4 And the names of them were Aholah the elder, and Aholibah her sister: and they were mine, and they bare sons and daughters. Thus were their names; Samaria is Aholah, and Jerusalem Aholibah. Ny anaran' ny zokiny dia Ohola, ary ny rahavaviny dia Oholiba; ary novadiko izy ka niteraka zazalahy sy zazavavy. Ny amin' ny anarany: Samaria no Ohola, ary Jerosalema no Oholiba. Izao no anaran' izy ireo: Oollà, ny zokiny, ary Oolibà, ny rahavaviny. Ahy izy ireo teo aloha, ary niteraka zazalahy aman-jazavavy. Ny amin' ny anarany dia izao: Samaria, no Oollà; Jerosalema, no Oolibà. Voici leurs noms : Ohola l' aînée, Oholiba sa soeur. Elles furent à moi et elles enfantèrent des fils et des filles. Leurs noms : Ohola, c' est Samarie, Oholiba, c' est Jérusalem.