<-
->

Eze / Ez 23:5 And Aholah played the harlot when she was mine; and she doted on her lovers, on the Assyrians her neighbours, Ary raha mbola vadiko Ohola, dia nijangajanga izy; maimay izy tamin' ireo lehilahiny, dia ny Asyriana mifanolotra aminy, Nivadika tamiko, Oollà; fatra-pitia an' ireo lehilahiny izy, dia ny Asiriana izay nifanila aminy. Or Ohola se prostitua alors qu' elle m' appartenait. Elle s'éprit de ses amants, les Assyriens, ses voisins,