<- -> |
[King James Bible] Book of Ezekiel |
[Baiboly 1865] Ezekiela |
[Baiboly Katolika] Ezekiela |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Ezéchiel |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eze / Ez 23:8 | Neither left she her whoredoms brought from |
Ary ny fijangajangana izay fanaony hatrany Egypta dia tsy foiny; fa fony izy mbola tanora dia nandrian' ireny, ary ireny no nitsapatsapa ny tratran' ny fahavirijinany sady nanaram-po nijangajanga taminy. | Tsy nahafoy ny fijangajangany tany Ejipta izy; fa efa nanalabaraka azy tamin' ny andro fahatanorany izy ireo; nanindry ny tratran' ny fahavirijiniany, ary nandefa taminy ny fahalotoany; | Elle n' a pas renié ses prostitutions commencées en |