<-
->

Eze / Ez 26:15 Thus saith the Lord GOD to Tyrus; Shall not the isles shake at the sound of thy fall, when the wounded cry, when the slaughter is made in the midst of thee? Izao no lazain' i Jehovah Tompo amin' i Tyro: Tsy hihorohoro va ny moron-dranomasina noho ny fikotrokotroky ny firodananao, raha mitrona ny voatrabaka, ary misy vonoana eo ampovoanao? Izao no lazain' ny Tompo Iaveh amin' i Tira: Ny fikotrokotroky ny fianjeranao, rahefa hidridridridry ny maratra eo aminao, rahefa handripaka ny vonoana eo afovoanao, moa va tsy hihorohoroan' ny nosy izany? Ainsi parle le Seigneur Yahvé à Tyr : Au bruit de ta chute, quand gémiront les blessés, quand sévira le carnage dans tes murs, les îles ne trembleront-elles pas ?