<-
->

Eze / Ez 26:3 Therefore thus saith the Lord GOD; Behold, I am against thee, O Tyrus, and will cause many nations to come up against thee, as the sea causeth his waves to come up. Dia izao no lazain' i Jehovah Tompo: Indro, hamely anao Aho, ry Tyro, ka hampiakatra ny firenena maro hiady aminao, tahaka ny fampiakatry ny ranomasina ny onjany. noho izany, dia izao no lazain' ny Tompo Iaveh: Indro, hihaviako hianao, ry Tira! Hampiakatra firenena maro hamely anao aho, toy ny fampisondrotry ny ranomasina ny hady izy; eh bien! ainsi parle le Seigneur Yahvé : Voici que je me déclare contre toi, Tyr. Je vais faire monter contre toi des nations nombreuses, comme la mer fait monter ses flots.