<-
->

Eze / Ez 28:22 And say, Thus saith the Lord GOD; Behold, I am against thee, O Zidon; and I will be glorified in the midst of thee: and they shall know that I am the Lord, when I shall have executed judgments in her, and shall be sanctified in her. ka ataovy hoe: Izao no lazain' i Jehovah Tompo: Indro, efa hamely anao Aho, ry Sidona, ary hankalazaina ao ampovoanao Aho; Ka dia ho fantatra fa Izaho no Jehovah, raha manatanteraka ny fitsarana azy Aho ka miseho ho masina amin' ny ataoko aminy. ataovy hoe: Izao no lazain' ny Tompo Iaveh: Indro ho avy aminao aho, ry Sidona; hanome voninahitra ny tenako eo aminao aho. Ho fantatry ny olona, fa Iaveh aho, rahefa manatanteraka fitsarana momba azy aho, sy manamasina ny tenako eo aminy. Tu diras : Ainsi parle le Seigneur Yahvé. Je me déclare contre toi, Sidon, je vais être glorifié au milieu de toi. On saura que je suis Yahvé lorsque d' elle, je ferai justice et que je manifesterai en elle ma sainteté.