<-
->

Eze / Ez 29:18 Son of man, Nebuchadrezzar king of Babylon caused his army to serve a great service against Tyrus: every head was made bald, and every shoulder was peeled: yet had he no wages, nor his army, for Tyrus, for the service that he had served against it: Ry zanak' olona, mafy ny fanompoana izay nampanaovin' i Nebokadnezara, mpanjakan' 1 Babylona, ny miaramilany tamin' ny namelezany an' i Tyro, ka efa samy tonga sola avokoa ny lohany, sady niendaka ny sorony, nefa tsy nahazo karama avy tany Tyro izy sy ny miaramilany noho ny fanompoana izay nataony tamin' ny namelezany azy. Ry zanak' olona, Nabokodonozora, mpanjakan' i Babilona, nampanao fanompoana mafy ny miaramilany, namely an' i Tira; tonga sola avokoa ny lohany, mangana avokoa ny sorony; nefa tsy nahazo karama kely akory tamin' i Tira, na ho an' ny tenany na ho an' ny miaramilany tamin' ny fanompoana nataony, namelezany azy. Fils d' homme, Nabuchodonosor, roi de Babylone, a engagé son armée dans une entreprise grandiose contre Tyr. Toutes les têtes sont pelées et toutes les épaules écorchées, mais, ni pour lui ni pour son armée, il n' a retiré aucun profit de l' entreprise qu' il avait engagée contre Tyr.