<-
->

Eze / Ez 29:3 Speak, and say, Thus saith the Lord GOD; Behold, I am against thee, Pharaoh king of Egypt, the great dragon that lieth in the midst of his rivers, which hath said, My river is mine own, and I have made it for myself. Mitenena, ka ataovy hoe: Izao no lazain' i Jehovah Tompo: Indro, avy hamely anao Aho, ry Farao, mpanjakan' i Egypta, ilay dragona makadiry mamitsaka ao amin' ny Neiliny, dia ilay efa nanao hoe: Ahy ny Neiliko, fa izaho no namorona azy ho an' ny tenako. Mitenena ka ataovy hoe: Izao no lazain' ny Tompo Iaveh: Indro ho avy ao aminao aho, ry Faraona, mpanjakan' i Ejipta, hianao ilay mamba makadiry, mandry eo afovoan' ireo oninao, sy nanao hoe: Ahy ny oniko, fa izaho no nanao azy ho an' ny tenako. Parle et dis-lui : Ainsi parle le Seigneur Yahvé. Je me déclare contre toi, Pharaon, roi d'Égypte, grand crocodile étendu au milieu de ses Nils, qui as dit : " Mon Nil est à moi, c' est moi qui l' ai fait. "