<-
->

Eze / Ez 30:6 Thus saith the Lord; They also that uphold Egypt shall fall; and the pride of her power shall come down: from the tower of Syene shall they fall in it by the sword, saith the Lord GOD. Izao no lazain' i Jehovah: Ho lavo koa izay manohana an' i Egypta, ary hietry ny fiavonavonan' ny heriny; Hatrany Migdola ka hatrany Syena no ho lavon-tsabatra izy, hoy Jehovah Tompo. Izao no lazain' ny Tompo: Ho lavo ry zareo niankinan' i Ejipta, ary haetry ny fiavonavonan' ny heriny: Hatrany Migdola ka hatrany Siena, dia ho lavon-tsabatra ny olona, - teny marin' ny Tompo Iaveh. Ainsi parle Yahvé. Ils tomberont, les appuis de l'Égypte; il croulera, l' orgueil de sa force : de Migdol à Syène, on y tombera par l'épée, oracle du Seigneur Yahvé.