<- -> |
[King James Bible] Book of Ezekiel |
[Baiboly 1865] Ezekiela |
[Baiboly Katolika] Ezekiela |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Ezéchiel |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eze / Ez 30:9 | In that day shall messengers go forth from me in ships to make the careless |
Amin' izany andro izany dia hisy iraka mivoaka avy amiko handeha an-tsambo hampahatahotra ny Etiopiana izay mitoetra tsy manahinahy, ka dia hangorohoro tahaka ny tamin' ny andro namelezana an' i Egypta izy; Fa, indro, avy izany. | Amin' izany andro izany, hisy iraka avy amin' ny anarako handeha an-dakana hampitebiteby an' i Etiopia izay mitoetra tsy amin' ny ahiahy, ka hisy fanahiana lehibe any aminy, toy ny tamin' ny andron' i Ejipta, fa indro tonga izy io. | Ce jour-là, les messagers que j' enverrai partiront sur des bateaux pour troubler |