<-
->

Eze / Ez 32:18 Son of man, wail for the multitude of Egypt, and cast them down, even her, and the daughters of the famous nations, unto the nether parts of the earth, with them that go down into the pit. Ry zanak' olona, isaony ny vahoaka maroben' i Egypta, ary ampidino izy mbamin' ny zanakavavin' ny firenena malaza ho any ambanin' ny tany, miaraka amin' izay midina any an-davaka. Ry zanak' olona, midridridridria momba ny vahoakaben' i Ejipta; ampidino izy, mbamin' ny zanakavavin' ireo firenena malaza, ho any ambanin' ny tany, miaraka amin' izay midina any an-davaka. Fils d' homme, lamente-toi sur la multitude de l'Égypte et fais-la descendre avec les filles des nations, majestueuses, vers le pays souterrain, avec ceux qui descendent dans la fosse.