<-
->

Eze / Ez 32:29 There is Edom, her kings, and all her princes, which with their might are laid by them that were slain by the sword: they shall lie with the uncircumcised, and with them that go down to the pit. Ao koa Edoma mbamin' ny mpanjakany sy ny mpanapaka rehetra tao aminy, Izay natao ao amin' ny voatrabaky ny sabatra, na dia be aza ny heriny, miara-miampatra amin' ny tsy voafora izy sy amin' izay midina any an-davaka. Ao ry Edoma, mbamin' ny mpanjakany sy ny mpanapaka rehetra teo aminy: izy ireo na dia be aza ny heriny dia natao teo amin' ny voatrobaky ny sabatra, miara-miampatra amin' ny tsy voafora koa izy, sy amin' izay nidina any an-davaka. Voilà Édom, ses rois et tous ses princes, qui ont été placés, malgré leur vaillance, parmi les victimes de l'épée. Ils sont couchés avec les incirconcis, avec ceux qui descendent dans la fosse.