<-
->

Eze / Ez 32:30 There be the princes of the north, all of them, and all the Zidonians, which are gone down with the slain; with their terror they are ashamed of their might; and they lie uncircumcised with them that be slain by the sword, and bear their shame with them that go down to the pit. Ao koa ireo andrianan' ny avaratra rehetra sy ny Sidoniana rehetra, izay niara-nidina tamin' ny voatrabaka menatra izy, na dia efa natahorana noho ny heriny aza, ary miampatra tsy voafora ao amin' izay voatrabaky ny sabatra izy ka mitondra henatra ao amin' izay midina any an-davaka. Ao ny andrian' ny Avaratra, dia izy rehetra mbamin' ny Sidoniana rehetra; niara-nidina tamin' ny voatrobaka izy ireo,na dia efa nampatahotra aza izy, na dia mahery fo aza, dia efa mangaihay! Miampatra ireo tsy voafora amin' izay voatrobaky ny sabatra, ary mitondra ny fahafaham-barakany miaraka amin' ny midina any an-davaka. Voilà tous les princes du Nord, tous les Sidoniens, qui sont descendus avec les victimes, à cause de la terreur qu' inspirait leur force. Honteux, ils se sont couchés, incirconcis, parmi les victimes de l'épée, et ils ont porté leur déshonneur avec ceux qui descendent dans la fosse.