<- -> |
[King James Bible] Book of Ezekiel |
[Baiboly 1865] Ezekiela |
[Baiboly Katolika] Ezekiela |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Ezéchiel |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eze / Ez 39:25 | Therefore thus saith the |
Koa izao no lazain' i Jehovah Tompo: Ankehitriny dia hampodiko avy amin' ny fahababoany Jakoba, ary hamindrako fo ny taranak' Isiraely rehetra; ary hiseho ho saro-piaro noho ny amin' ny anarako masina Aho. | Koa izao no lazain' ny Tompo Iaveh: Ankehitriny, hampodiko ny babo amin' ny taranak' i Jakoba, hamindrako fo ny taranak' Israely rehetra, ary hasehoko ny fahasarota-piaroko ny anarako masina. | C' est pourquoi, ainsi parle le Seigneur |