<-
->

Eze / Ez 40:46 And the chamber whose prospect is toward the north is for the priests, the keepers of the charge of the altar: these are the sons of Zadok among the sons of Levi, which come near to the Lord to minister unto him. Ary ny efi-trano manatrika ny avaratra kosa dia ho an' ny mpisorona izay mitandrina ny anjara-raharaha ny amin' ny alitara, ireo dia taranak' i Zadoka, izay isan' ny taranak' i Levy, ka manatona an' i Jehovah hanao fanompoam-pivavahana ho Azy. ary ny efitrano mitodika mianavaratra kosa ho an' ny mpisorona miadidy ny fanompoana momba ny otely. Ireo taranak' i Sadaoka amin' ny taranak' i Levì no manatona an' ny Tompo, hanao ny fanompoana azy. Et la chambre qui fait face au nord est destinée aux prêtres qui assurent le service de l' autel. Ce sont les fils de Sadoq, ceux, parmi les fils de Lévi, qui s' approchent de Yahvé pour le servir. "