<-
->

Eze / Ez 44:15 But the priests the Levites, the sons of Zadok, that kept the charge of my sanctuary when the children of Israel went astray from me, they shall come near to me to minister unto me, and they shall stand before me to offer unto me the fat and the blood, saith the Lord GOD: Fa ny Levita mpisorona, taranak' i zadoka kosa, izay nitandrina ny anjara-raharaha ny amin' ny fitoerako masina, tamin' ny nivilian' ny zanak' Isiraely niala tamiko, dia izy no hanatona Ahy hanao fanompoam-pivavahana ho Ahy, ary izy no ho eo anatrehako hanatitra ho Ahy ny sabora sy ny rà, hoy Jehovah Tompo. Fa ireo levita mpisorona, taranak' i Sadaoka kosa, izay nitandrina ny fandaharana momba ny fitoerako masina tamin' ny nivilian' ny zanak' Israely nanalavitra ahy, dia izy ireo no hanatona ahy hanao ny fanompoana amiko, sy hitsangana eo anatrehako, hanatitra ny sabora sy ny ra, - teny marin' ny Tompo Iaveh. Quant aux prêtres lévites, fils de Sadoq, qui ont assuré le service de mon sanctuaire quand les Israélites s'égaraient loin de moi, ce sont eux qui s' approcheront de moi pour me servir, ils se tiendront devant moi pour m' offrir la graisse et le sang, oracle du Seigneur Yahvé.