<-
->

Eze / Ez 48:11 It shall be for the priests that are sanctified of the sons of Zadok; which have kept my charge, which went not astray when the children of Israel went astray, as the Levites went astray. Ho an' ny mpisorona izay nohamasinina avy amin' ny taranak' i zadota izany, dia ireo nitandrina ny nasaiko notandrenam ka tsy nivily tamin' ny nivilian' ny zanak' Isiraely, tahaka ny nivilian' ny Levita, Ho an' ny mpisorona voahasina, taranak' i Sadaoka, izay nanefa ny fanompoana ahy, fa tsy mba nivily tamin' ny fotoana nivilian' ny zanak' Israely, tahaka ny nivilian' ny levita. Cela sera pour les prêtres consacrés, pour ceux des fils de Sadoq qui ont assuré mon service, qui ne se sont pas égarés dans l'égarement des Israélites, comme se sont égarés les lévites.