<-
->

Eze / Ez 48:28 And by the border of Gad, at the south side southward, the border shall be even from Tamar unto the waters of strife in Kadesh, and to the river toward the great sea. Ary mifanolotra amin' ny faritanin' i Gada, amin' ny lafiny atsimo, dia hatrany Tamara sy ny ranon' i Meriba any Kadesy sy ny lohasahan-driaka ka hatramin' ny Ranomasina Lehibe. Ny sisin-tany, amin' ny lafin' ny Negeba manolotra ny sisin-tanin' i Gada, dia hatrany Thamara no mankany amin' ny ranon' i Meribà any Kadesa, sy ny lohasahan-driaka mivarina amin' ny ranomasina lehibe, no ho faritry ny tany. Et sur la frontière de Gad, du côté méridional, au midi, la frontière ira de Tamar aux eaux de Mériba de Qadesh, le torrent, jusqu'à la Grande mer.